Alahady sady andro voalohan'ny taona 2023 nentanin'ny Vondrona Saint Augustin

Nahafinaritra ny fankalazana ny Sorona Masina tamin' ity andro voalohany amin'ny taona 2023 anio ity, izay notarihin'i mompera Mémé Romuald ary nentanin'ny Vondrona Saint Augustin.