Alahady voalohany amin'ny Karemy nentanin'ny ELVIR

I mompera Barnabé no nitarika ny Sorona Masina androany 26 febroary, alahady voalohany amin'ny karemy ary ny ELVIR no nanentana ny litorjia. Nisy koa ny fanosorana ny Lavenona ho an'izay tsy mba afaka nanao izany tamin'ny alarobia.