Famaranana ny taona pastoraly 2016-2017

 

.

Tontosa soa aman-tsara ny fiaraha-mivavaka sy fitondrana am-bavaka ny Ankohonana amin'izao fiatahana kely ny fiangonana S.Macuto izao, izay hihidy  mandritra ny volana aogositra manontolo.

Misaotra antsika rehetra fa tonga maro nivavaka sy niara-nidinidinika tao ambany tafontrano ("tambany ravinkazo", NdlR) momba ny fiainan'ny Ankohonantsika. Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hitantana ny diantsika hatrany miarak' Aminy.

P. Pierre Emile, sj

Ny sary rehetra dia efa milahatra ao amin'ny : TAHIRINTSARY