Famindram-pitantanana ny Ankohonana teo amin'ny aumôniers roa tonta

Vita soa aman-tsara androany 6 novambra ny famindran-draharaha nataon'i mompera Athanase Rafanoharantsoa sy i mompera Roger Pascal Andriamitantsoa izay handimby azy.

Alahadin'ny Vokatra ihany koa androany ka nisy ny fiarahana misakafo sy fanapahana mofomamy taorian'izany rehetra izany.

Misaotra tamin'izay vitantsika rehetra hampiroborobo ny Ankohonantsika.