Fanamasinana ho Diakra an'i Fr Jean Chrysostome, vokasionista.

 

 

 

Am-pifaliana tokoa no iarahabana an'i Fr Jean Chrysostome, sdv, nahavita soa ny fanamasinana azy  ho diakra androany 29 jiona 2016 teny amin'ny paroasy Santa Felicità e figli martiri eto Roma.  "Come Tu mi vuoi, dove Tu mi vuoi", hoy ilay hira tamin'ny fanamasinana ary mbola nohitrikitrihan'ny Eveka tamin'ny teny fiarahabana nataony. Mahareta hatramin'ny farany zandry o !

 

Ny sary rehetra : ATO.