Fanamasinana ho diakra an'i Frere Honoré OCD

Notontosaina ny asabotsy 14 marsa tao amin'ny lasapelin'ny mompera karma teny amin'ny Piazza San Pancrazio ny fanosorana ho diakra an'i frera Ratovoson Honoré ocd. Maro ireo Malagasy nanatrika izany. Ireto ny sary sy video vitsivitsy nirakitra ny lamesa.

20150314_162221.jpg 20150314_162506.jpg 20150314_162533.jpg 20150314_162700.jpg 20150314_162951.jpg 20150314_163244.jpg 20150314_163519.jpg 20150314_164535.jpg 20150314_164827.jpg 20150314_165211.jpg 20150314_170050.jpg 20150314_171002.jpg 20150314_171300.jpg 20150314_172858.jpg 20150314_175832.jpg