Fanasana voadin'ireo namana Scalabriniani

Ireo namana efatra mirahalahy avy ao amin'ny Fikambanan'ny misionera "scalabriniani" dia faly manasa antsika hanotrona azy ireo sy hitrotro am-bavaka amin'ny voady mandrakizay izay hataon'izy ireo ny alahady 20 novambra 2011 amin'ny 10 ora sy sasany maraina eny amin'ny eglizy Santissimo Redentore, via Monte Ruggero 63 , Val Melaina (Roma).

Marihina ho an'ireo izay tsy mahalala fa mpamangivangy sy miaraka manolotra ny sorona masina amintsika ao amin'ny Ankohonana izy ireto.