Fandraisan'ny eveka mpanampin'ny Diosezin'i Roma ny aumônier vaovao

 

Nahafinaritra sy tontosa soa aman-tsara androany 13 novambra 2022 ny fandraisana nataon'i Mgr Benoni Ambarus (Don Ben) ny aumônier vaovao, mompera Roger Pascal sj, sy ny fisaorana nomeny ny aumônier teo aloha, mompera Athanase.

Hisaorana isika rehetra nitondra am-bavaka izany sy isika tonga nanatrika na dia nisy aza ny làlana nihidy noho ny "marathon".