Fankalazana ny taon-jobilin'ny Fiangonana SS Trinità ao Naples

 

 

DSCN9935

 

Soa ny fiarahana, soa ny vita.
Manolotra sy mampita ny fankasitrahana izahay Ankohonana aty Napoli tamin'ny nanotronanareo ny fankalazana ny jobily faha-50 taonan'ny Eglizin'ny Trinite Masina izay iandraiketan'i mompera Daudet androany alahady 11 jiona 2017.
Tsy adino ianareo rehetra izay nitondra am-bavaka nentina nanantotosana izany. Mahafaly ange zany tongavan-dry zoky zany e.

Enga anie hitohy foana ny fifankatiavana sy firaisankina eo amintsika Malagasy. Samia ho tahian'Andriamanitra daholo.

 

Ny sary rehetra dia efa milahatra ao amin'ny : TAHIRINTSARY.