Fanokafana ny taona litorjika 2011-2012 tao amin'ny Ankohonana Rafiringa any Naples.

 

 

Nomarihina androany 11 septambra ny fanokafana ny taona pastoraly 2011/2012 ho an'ny Ankohonana Raphaël Louis Rafiringa any Naples. Dia mba vita ihany ny ezaka hisolo tena ny avy atý Roma hanotrona azy ireo. Mirary fahombiazana hatrany e !

 

Ny sary dia azo jerena ATO.