Fanokanana ho diakra any Messina

 
An-kafaliana no hanasana antsika Malagasy hanotrona ny fanamasinana ho Diakra an' i :
 
Fr Nicolas, Fr Judy, Fr Hermann  ary Fr Doudou
 
izay atao ao amin'ny paroasy Santissima Salvatore, Messina, amin'ny asabotsy 22 octobre 2011 ho avy izao amin'ny 5 ora hariva.
 
"Mandehana ka manaova toy izany koa"( Lk 10,37).