Fanoloran-tena Mandrakizay ataon-dry Masera Piccole Serve del Sacro Cuore

S.E Mgr Odon Marie Arsène RAZANAKOLONA, Arsevekan’Antananarivo
Mgr Ludovic RABENATOANDRO, Vikera Jeneraly

R.P Jean Léonard RAMAROFANOMEZANA, curé Paroasy NDF Ambohimirary

Révérende Mère Carmelina LANFREDINI, Supérieure Générale-n’ny Fikambanana
Petites Servantes du Sacré Coeur dia faly manasa anareo hiombom-bavaka aminay
sy hisaotra an’Andriamanitra noho ny
VOADY MANDRAKIZAY hataon’i

Sr Marie Clarisse RAHELINJANAHARY
Sr Marie Felisse SAHOLY MANANA

Sr Marie Antonine RAHAINGOMALALA

mandritra ny Sorona Masina izay ho tarihin’i
S.E Mgr Marcellin RANDRIAMAMONJY,
Evekan’i Fenoarivo Antsinanana
ao amin’ny Paroasy Notre Dame de Fatima
Ambohimirary Antananarivo
,
Ny Sabotsy 29 Aogositra 2015 amin’ny 09 ora maraina