Fanoloran-tena mandrakizay Sr. Njarasoa

 

Masera Njarasoa ao amin’ny Fikambanan-dry Masera  Cistercensi della Carità ad Anagni dia manasa antsika hitondra am-bavaka azy amin'ny fanoloran-tena mandrakizay izay ataony ny asabotsy 25 aprily 2015 izao.

Ary koa faly manasa antsika rehetra ato amin’ny Ankohonan’i Victoire Rasoamanarivo hiombom-bavaka amin’ny sorom-pisaorana zay hatao amin’ ny 26 Avrily amin’ny 10 ora a Casa Madre ad Anagni(FR) . Hisy nofon-kena mitam-pihavanana hifampizarana arahin- korana hiaraha-mifaly. Mankasitraka ny fahatongavantsika.