Fanolorantena mandrakizay nataon'izy telo mirahalahy trinitera.

 

Faly miarahaba an'i Fr Séraphin, Fr Marcellin ary Fr Daudet nahatontosa ny Fanolorantena mandrakizay natao teto Roma - Chiesa San Tomasso in Formis - anio alahady 4 septambra 2011.

Dia tongava soa koa ilay andron'ny dingana manaraka dia ny fanosorana ho diakra amin'ny faran'ny volana septambra izao any Madagasikara. Mahareta ary mahereza hatrany. Mirary soa.

Gloria tibi Trinitas!

 

Ny sary nandritra izany : Voady OssT