Nahavita ny fanolorantenany mandrakizay teto Roma omaly 1 septambra 2017 izy 4 mirahavavy ao amin'ny Fikambanan'i Masindahy Joany Batista.
Mandray tànana sy miarahaba azy ireo ny Ankohonana manontolo, ho lamban'akoho anie ny Fanambadianareo sy Jesoa Kristy.
Misaotra ireo rehetra tonga nanotrona, niara-nivavaka sy niombom-pifaliana, misaotra ireo tsy afaka ihany koa fa nitrotro am-bavaka ity fotoana ity.
Ny sary rehetra dia efa milahatra ao amin'ny : TAHIRINTSARY