Fanosorana ho Pretra an'i Fr Blaise, sdv

Hafaliana ho an'ny Fikambanan-drelijiozy vokasionista ny manasa antsika rehetra hiombom-bavaka sy hiombom-pifaliana ary hanotrona azy ireo amin'ny fanosorona ho Pretra an'i

Edi Blaise ANDRIANONY, sdv

mandritra ny Sorona Masina izay tarihin'i Mgr Gennaro Pascarella, Evekan'i Pozzuoli, ny alatsinainy 5 janoary 2015 amin'ny 5 ora tolakandro, ao amin'ny Parrocchia San Giorgio Martire in Pianura (Naples). 

Ny andron'ny Epifania kosa no hanolorany ny lamesa voalohany.