Fanosorana ho Pretra an'i Fr Blaise, sdv

 

Miarahaba an'i mompera Blaise voahosotra ho Mpanompon'ny Avo omaly 5 janoary 2015 tany Pianura, Naples. Nisy solontena vitsivitsy avy amin'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo Roma notarihan'i zoky Aumônier nanotrona azy tany. Isaorana isika, na ireo tany an-toerana na ny nitondra am-bavaka. Dia mirary soa indrindra ho azy hahavita be ao an-tSaha ao.

 

 

Ny sary rehetra : Fanosorana ho pretra tao Pianura - Naples.