Festa dei popoli 2017

Na dia tsy hisy stands toa ny mahazatra aza amin'ity taona ity dia misy kosa ny lamesa sy ny sakafo amin'ny Festa dei Popoli. Koa mandray anjara amin'izany isika. Amin'ny lamesa dia mihira ny Tompo ô, mamindra fo aminay amin'ny fifonana isika. Koa iangaviana isika ho tonga amin'ny 10 eny amin'ny Pontificio Seminario Romano Maggiore (akaikin'ny Università S. Giovani di Laterano).