Fetin'ny Olontsambatra Victoire Rasoamanarivo

 

Fisaorana sy fankatelemana no atolotro anareo rehetra tonga niombom-bavaka sy niara-nisalahy tamin'ny fanatontosana ny fankalazàna an'i Victoire Rasoamanarivo Olontsambatra, mpiaro ny Ankohonantsika Malagasy eto Roma, tamin'ny alahady 27 septambra 2009 lasa teo.

Isaorana ireo Komity mpanomana sy ireo Mpikambana Marianina ary ireo niasa mangina tany rehehetra tany.
Isaorantsika manokana ireo Raiamandreny tonga niara-nanolotra ny Sorona Masina tamintsika, dia ny Kardinaly Razafindratandra A. G. sy i Mgr Benjamin Ramaroson.
Isaorana toy izany koa ireo havana FFPM,  ianareo lahika sy pretra ary relijiozy izay niombona ho fanamafisana ny firaisan-kina sy ny fihavanantsika.

 

P. Benirina.

______________

Nandritra ny Sorona Masina no nitsofin'i Kardinaly rano ireo sarin'i Victoire Rasoamanarivo.

Ny sary tamin'io fotoana io dia efa milahatra : ATO