Fetin'ny Olontsambatra Victoire Rasoamanarivo 2011.

 

 

Alahady 25 septambra 2011, nankalazana ny fetin'ny Olontsambatra Victoire Rasoamanarivo mpiahy ny Ankohonana.

Alahady ihany koa nanoloran'ireo pretra roalahy vaovao ny Sorona Masina tamin'ny Ankohonana taorian'ny nanosorana azy ireo ho Mpisoron'ny Avo tany Madagasikara ny 28 aogositra 2011 lasa teo.

 

 

Ny sary : ATO.