Fiatahana masina natao teny amin'ny Catacombe di San Calisto

Notontosaina androany alahady 11 desambra 2022 ny fiatahana masina niomanantsika amin'ny Noely.
Niarahana nivavaka tamin’ny “Fiombonan’ny Pretra sy Relijiozy malagasy” eto Italia ihany koa izy ity ary amin’ny maha-alahady faharoan'ny volana azy dia rizareo relijiozy no nanentana ny litorjia.