Fifampiarahabana taom-baovaon'ny Ankohonana

 

Dihy , korana, horakoraka, tsikitsiky, izay no nandravaka ity andro anio ity.  tsy hain'ny aumônier sy ireo mpiara-miasa aminy ny tsy hanolotra fisaorana feno ho antsika tsirairay.
Mankasitraka e !