Fisaorana avy amin'i P. Daudet nahatontosa ny Doctorat-ny.

 

ANKALAZAINA ANIE NY TRINITE MASINA.

Ry Rahalahy sy anabavy ao amin'ny Tompo,

amin-kafaliana lehibe tokoa no entiko isaorana anareo rehetra tamin'ny fanotronana sy ny vavaka nataonareo nandritra ny “SOUTENANCE” zay nataoko tamin'ny alakamisy 3 novambra 2016 lasa teo.

Dibo-kafaliana tokoa ny tena tamin'ny soa rehetra vitanareo. Andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie hamaly soa anareo rehetra  amin'izay ataonareo.

Samia ho tahiaNy aby e.

 

Fr. Daudet Maximilien OSST.

Ny sary ny horonana natao ho fahatsiarovana dia ATO