Fitsofan-drano ny Jiro Masina nentanin'ny Relijiozy

 

Androany alahady 5 febroary no nankalazana sy nitsofan-drano ny Jiro Masina.
Voaray tsara ihany koa ny fampianarana nandritra ny toriteny. I mompera Mamy nitarika ny Sorona Masina ary ny Fiombonan'ny pretra sy ny relijiozy no niadidy ny litorjia.