Jobily faha-25 taona naha-relijiozy.

 

Io izany ny hafatra avy any amin'izy telo mianadahy - i Fr. Omar, Sr. Pierrette, Sr. Liliane - izay niara-nisaotra an'Andriamanitra tamintsika noho ny faha 25 taona naha relijiozy azy ireo omaly.  
Dia amin'ny anaran'ny ankohonana koa no isaorako antsika rehetra izay tonga niara-nivavaka sy niara-nanatontosa iny fety iny. Hita teny amin'ny endrik'ireo olona hafa izay nanatrika teo ny hafaliana nahita ny fiarahantsika mientana koa misaotra e.

Hery

Ny sary rehetra dia efa milahatra ao amin'ny : TAHIRINTSARY