Noelin'ny Ankohonana nentanin'ny ELVIR

 

"Tany am-boalohany ny TENY, ary ny TENY dia ANDRIAMANITRA, tonga NOFO ny TENY ary niara-nonina tamintsika."
Izay no lohahevitra naroson'ny Fiangonana androany sy nozarain'i aumônier tamin'ny toriteny. Izy rahateo no nitarika ny Sorona Masina lehibe ary notronon'i mompera Faly. Ny ELVIR kosa no nanatanteraka ny litorjia.

 

Sary vitsivitsy ihany ireto fa ny sary manontolo dia azo jerena ao amin'ny vohikalan'ny Malagasy eto Italia : https://malagasy.it/mg/content/fankalazana-ny-noely-tao-aminny-ankohonan...