Ny Ankohonana nampiantranoan'ny paroasy Md Sebastien teny Cesano.

 

 

Mba niova rivotra kely  ny Ankohonana ny alahady 30 oktobra ka natao teny Cesano, tao amin'ny eglizin'i Md Sebastien niaraka tamin'ireo vahoakan'ny paroasiny ny lamesa.

Avy teo dia niaraka nisakafo avokoa ary nankalazaina nandritra izany ny fitsingerenan'ny nahateran'izy telo mianadahy kely zanaky ny Ankohonana dia i Marco, Jessica ary Jenny.

 

Sary : ATO.