Sabotsy masina (veglia pasquale) : lamesa amin'ny 6:30 hariva ao amin'ny Chiesa San Macuto

Daty: 
08/04/2023

Sabotsy 8 aprily 2023 : Litorjia Sabotsy masina (Veglia pasquale nella notte santa) manomboka amin'ny 6:30 hariva : Ny ELVIR no manentana ny litorjia ; ataon'ny Fraternità ny vakiteny voalohany, an'ny Saint Augustin ny vakiteny faharoa, an'ny Relijiozy ny fahatelo ary an'ny M.D.M.K. ny fahefatra.