Sorona Masina notarihan'i mompera Athanase mialoha ny hodiany any an-tanindrazana

Androany alahady 20 novambra no nanolotra ny Sorona Masina farany niaraka tamintsika i mompera Athanase. Efa miomana hamonjy ny andraikitra vaovao nampiantsorohana azy any an-tanindrazana izy ato ho ato.

Misaotra indrindra tamin'ny rehetra vitanao, aumônier !