Thèse de doctorat an'i P. Jean Claude.

 

Faly mandray tànana an'i mompera Jean Claude Rakotoarisoa isika. Afaka mirehareha ny EKAR malagasy fa nahazo "Docteur en Droit Canonique" iray indray satria dia tontosa anio 21 novambra 2016 tolakandro ny fanohanana ny asa fikarohana nataony izay nitondra ny lohahevitra hoe "Collegialité et coresponsabilité dans l'administration des biens temporels du Diocèse. Perspective pour le diocèse de Tsiroanomandidy-Madagascar." Mirary soa hatrany e !

 

Sary sy horonantsary : ATO.