Vita soan'ny Festa dei Popoli 2016.

 

"Vita ny alahady 15 mey teo ny fankalazana ny "Festa dei Popoli 2016". Miarahaba sy mankasitraka antsika rehetra nanamasaka sy nanomana ary niray fo sy fanahy niombona NIFAMPIZARA SY NIFANDRAY ARY NIEZAKA HIFANKAHALALA. Hanampy antsika olombelona hifankahalala sy hifanampy bebe kokoa hatrany anie ireny.
Ny Fo sy Saina nentina nanao izany dia zava-dehibe koa mbola mankasitraka MANOKANA reo zay nandray anjara mivantana, nanomana an'izany! 
Ilay Ray be Fitiavana, be Indrafo anie hanome anareo fahasoavana mitafotafo lalandava! Dia amin'ny manaraka koa manao tsaratsara kokoa hatrany",

 

P. Pierre-Emile, aumônier.

 

Ny sary rehetra dia efa ato : Festa dei Popoli 2016.