Voady faran'i Fr. Honoré ocd

Manasa antsika amin'ny voady mandrakizay ataony i frera Honoré Ratovoson
avy ao amin'ny Karma. Izany dia hatao ny 15 desambra 2014 amin'ny 16:30
ao amin'ny Chapelle Teresianum, Piazza San Pancrazio 5/A Roma