Misaotra ny Ankohonana nitondra am-bavaka sy tonga maro ihany koa nanotrona ny Fanolorantena mandrakizay nataon'i Sr Marie Bénédicte sy Sr Marie Germaine ao amin'ny Fikambanana Figlie di Nostra Signora di Monte Calvario tao amin'ny lasapelin'ny curia generalizia teto Roma androany alahady 2 aogositra 2015.
Miarahaba sy mirary soa ho azy mirahavavy, haharitra hatramin'ny farany sy hahavita be ao an-Tanimbolin'ny Tompo.
Ny sary fahatsiarovana : ATO.