Voady mandrakizay ao amin'ny Fikambanana Filles de Notre Dame au Mont Calvaire

 

Ny Fikambanan-dr'i masera Filles de Notre-Dame au Mont Calvaire dia manasa ny Ankohonana manontolo, sy ireo tapaka sy namana rehetra hanotrona ny voady mandrakizay ataon'i 

Sr Marie Thérèse RAHARIMANANA

Sr Marie Viviane RAHANITRINIAINA

Sr Maria Scolastica SUN

mandritra ny Sorona Masina izay tarihan'i S.E Mgr Lorenzo Leuzzi,

ny sabotsy 2 aogositra 2014 amin'ny 10 ora maraina, ao amin'ny lasapelin'ny Curia Generalizia,  via Emanuele Filiberto, 104 (Roma).