Voady mandrakizay ataon'i Sr Lalaina any Ragusa

 

Hanao ny fanolorantenany mandrakizay i Sr Lalaina Rakotomavo ny 8 aogositra ho avy izao amin'ny 10 ora sy sasany maraina, ao amin'ny katedraly San Giovanni Battista - via Roma 134, Ragusa - ka manasa antsika izay afaka hanotrona azy sy hitondra azy am-bavaka amin'io andro io.