Fanamasinana ho Diakra an'i F. Rabenasolo A. Gaëtan sy Randriatsara Olivier, ao amin'ny Fikambanana Salesianin'i Don Bosco

Faly manasa antsika hiombom-bavaka amin'ny fanamasinana azy ireo ho Diakra izy mirahalahy amin'ny alahady 25 jiona 2023 amin'ny 11 ora. Ny toerana dia ao amin'ny Basilica di San Giovanni Bosco araka io hitantsika amin'ny fanasana io.