Fanasana "Professione Solenne" any amin'ny Karma

Faly manasa antsika hiaraka hivavaka amin'izy ireo ny frera Karma, Zoel Michel Andriamasoandro sy Todisoa Herinambinina amin'ny "Professione Solenne" izay hataon'izy ireo. Izany moa dia hataon'izy ireo ao amin'ny Capella del Teresianum, Piazza San Pancrazio 5/A, 00152 amin'ny 4 ora sy sasany tolakandro. Manasa solontena 4 avy amin'ny Ankohonana izy ireo hiara-misakafo amin'izy ireo