Fanendrena ho arsevekan'i Toliary

 

Neken'ny Papa Fransoa anio 22 jolay 2023 ny fametraham-pialan'i Mgr Fulgence Rabeony amin'ny maha arsevekan'i Toliary azy. Notendreny hisolo azy noho izany i Mgr Gustavo Bombin Espino izay evekan'i Maintirano no izao voatendry izao. Ity farany indray izany no ho arsevekan'i Toliary