Fiaraha-mivavaka karakarain'ny FFKM - Roma

Toerana : Chiesa San Macuto - Bellarmino / Via del Seminario, 120 - 00186 Roma

Daty : alahady 23 jiona 2024

Ora : amin'ny 2 ora sy sasany tolakandro (14:30)