Fotoam-bavaka iraisam-pinoana ho fahatsiarovana ny 29 mars 1947

 


Ny alahady 24 Martsa ho avy izao dia hisy fotoam-bavaka iraisam-pinoana ho an'ny tanindrazana ho fahatsiarovana ny zava-nitranga tamin'ny 29 martsa 1947, 
hanomboka amin'ny 3 ora tolakandro ka hatramin'ny 5 ora sy sasany hariva ao amin'ny eglizin' i San Macuto, via del Seminario 120.