Arahabaina izy mirahavavy ao amin'ny Fikambanana "Maestre Pie Venerini", dia Sr Marie Razoeliarisoa sy Sr Alphonsine Marie Françoise Rasoavonjiarilalao, izay nahavita ny voady voalohany nandraisan'izy ireo ny voalin'ny Fikambanana anio 8 desambra 2010.
Misaotra ihany koa ny rehetra izay nitondra am-bavaka azy ireo ary indrindra tonga nanotrona na maro aza ny adidy aman-draharaha tokony hosahanina.
Ny sary rehetra dia ao amin'ny Tahirintsarin'ny Malagasy eto Italia.