Faly miarahaba sy mirary soa hatrany an'i Sr Léa sy Sr Marie Alice ao amin'ny Fikambanan'ny Suore Ospedaliere della Misericordia, amin'izao nankalazan'izy mirahavavy izao ny faha-25 taona naha-relijiozy azy ireo tamin'ny 16 septambra 2012 teo.
Tongava soa amin'ny joblily volamena indray, sy ny jobily diamondra ihany koa, amin'ny nanoloranareo tena hanara-dia azy Tompo sy eo am-panantontosana ny adidy nekenareo e !
Ny sary fahatsiarovana io fotoana io dia efa milahatra ATO.