Nampidirin'i rondro ny Sun, 14/12/2025 - 17:53 Sorona Masina notarihin'i mompera Jean-Chris ary notronin-'dri mompera Rémi, Eugène, Augustin ary aumônier. Ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy no nanomana sy nanentana ny litorjia.