Nampidirin'i rondro ny Sat, 16/12/2023 - 14:26 Mandray tanàna azy mirahalahy nahavita ny dingana hirosoana lalindalina kokoa ho Mpanompon'ny Avo, tamin'ny alakamisy 14 desambra lasa teo. Mahareta hatramin'ny farany ary mahavità be ao an-tanim-boaloboka ao.