Nandray ny Pallium voatsodranon'ny Ray Masina amin'ny maha -rseveka azy i Mgr Jean de Dieu Raoelison anio alakamisy 29 jona. Misaotra ny Ankohonana tonga maro nanotrona azy sy niara-nifaly taminy teny amin'ny Residenza Canisio taoria'ny Sorona Masina lehibe tao amin'ny bazilikan'i Md Piera.





































































































































































































































































