Nampidirin'i rondro ny Mon, 23/10/2023 - 23:21 I mompera Barnabé no nitarika ny Sorona Masina, ary natolony niaraka tamin'i mompera Nicolas sy i aumônier. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.