Nampidirin'i rondro ny Sun, 10/12/2023 - 23:46 Nahafapo ny rehetra ny anio satria sady nahazo aim-panahy no nahay niaina tanaty hafaliana sy fiombonana nandritra ireo fotoana nahafahana nanao izany (sakafo, hira miaraka, fifampizarana, sns).