Alahady 21 janoary, alahady faha-3 mandavantaona nentanin'ny MDMK

 

I mompera Barnabé no nitarika ny Sorona Masina. Nanotrona azy ry mompera Faly, Joslin ary i aumônier. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.

Alahady nankalazana ny Tenin'Andriamanitra rahateo ity alahady ity.