Inviato da rondro il Dom, 01/21/2024 - 22:25 I mompera Barnabé no nitarika ny Sorona Masina. Nanotrona azy ry mompera Faly, Joslin ary i aumônier. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia. Alahady nankalazana ny Tenin'Andriamanitra rahateo ity alahady ity.