Nampidirin'i rondro ny Sun, 20/04/2025 - 01:50 I aumônier no nitarika ny Sorona Masina niaraka tamin'ireo pretrantsika maromaro. Anio ihany koa no fotoana nandraisan'i Elodie Gladys ny Sakramentan'ny Batemy sy ny Eokaristia ka iarahabana azy manokana. Mafìsa finoana !